31 Ary niala teo amin’ny reniranon’i Ahava+ izahay tamin’ny andro faha-12 amin’ny volana voalohany,+ mba hankany Jerosalema. Nanampy anay ny tanan’Andriamanitray, ka namonjy anay tamin’ny fahavalo sy tamin’izay niafina mba hanafika anay teny an-dalana.