FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Novoriko teo amin’ilay renirano mankany Ahava+ izy ireo, dia nitoby telo andro teo izahay. Rehefa nandinika tsara ny vahoaka sy ny mpisorona anefa aho, dia tsy nahita Levita na iray aza.

  • Ezra 8:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nasaiko nifady hanina teo amin’ny reniranon’i Ahava ny olona. Tianay mantsy ny hanetry tena teo anatrehan’Andriamanitray, sy hangataka azy hitarika ny dianay, dia izahay sy ny zanakay miaraka amin’ny fanananay rehetra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara