-
Ezra 8:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Natokako ny 12 lahy tamin’ny lehiben’ny mpisorona, dia i Serebia sy Hasabia+ ary ny folo tamin’ny rahalahin’izy ireo. 25 Nolanjaiko dia nomeko azy ireo ny volafotsy sy ny volamena ary ny fitaovana, izany hoe ny fanomezana nomen’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy sy ny andrianany ary ny Israelita rehetra teo ho an’ny tranon’ny Andriamanitray.+
-