Salamo 103:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 103:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy mamaly antsika araka ny fahotantsika izy,+Na manasazy antsika noho ny fahadisoantsika, araka izay tokony ho sahaza antsika.+ Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+
10 Tsy mamaly antsika araka ny fahotantsika izy,+Na manasazy antsika noho ny fahadisoantsika, araka izay tokony ho sahaza antsika.+
22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+