Ezra 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa izao no manjo anay noho izahay nanao ratsy sy tena meloka, nefa ianao aza tsy namaly anay araka ny fahadisoanay,+ ry Andriamanitray ô, fa mbola navelanao handositra izahay ireto.+ Salamo 130:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha mitsingoloka ny fahadisoanay ianao,* ry Jah* ô,Dia iza aminay no hahajoro,+ Jehovah ô? Isaia 55:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
13 Efa izao no manjo anay noho izahay nanao ratsy sy tena meloka, nefa ianao aza tsy namaly anay araka ny fahadisoanay,+ ry Andriamanitray ô, fa mbola navelanao handositra izahay ireto.+