Nehemia 7:39-42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ireto ny mpisorona:+ Nisy 973 ny taranak’i Jedaia avy amin’ny ankohonan’i Jesoa, 40 1 052 ny taranak’i Imera, 41 1 247 ny taranak’i Pasora,+ 42 ary 1 017 ny taranak’i Harima.+
39 Ireto ny mpisorona:+ Nisy 973 ny taranak’i Jedaia avy amin’ny ankohonan’i Jesoa, 40 1 052 ny taranak’i Imera, 41 1 247 ny taranak’i Pasora,+ 42 ary 1 017 ny taranak’i Harima.+