Ezra 2:36-39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ireto ny mpisorona:+ Nisy 973 ny taranak’i Jedaia+ avy amin’ny ankohonan’i Jesoa,+ 37 1 052 ny taranak’i Imera,+ 38 1 247 ny taranak’i Pasora,+ 39 ary 1 017 ny taranak’i Harima.+
36 Ireto ny mpisorona:+ Nisy 973 ny taranak’i Jedaia+ avy amin’ny ankohonan’i Jesoa,+ 37 1 052 ny taranak’i Imera,+ 38 1 247 ny taranak’i Pasora,+ 39 ary 1 017 ny taranak’i Harima.+