FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 10:28-30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary ireto no anisan’ny vahoaka sisa: Ny mpisorona, ny Levita, ny mpiandry vavahady, ny mpihira, ny mpanompo tao amin’ny tempoly,* sy izay nisaraka tamin’ny mponina manodidina mba hankatò ny Lalàn’Andriamanitra,+ ary ny vadin’izy ireo sy ny zanany lahy sy ny zanany vavy, izany hoe izay efa afaka* mahazo ny dikan’ilay fifanarahana. 29 Nanohana an’ireo rahalahiny izy ireo, izany hoe nanohana an’ireo olona ambony ireo. Niozona* koa izy ireo sady nianiana fa hankatò ny Lalàn’Andriamanitra nampitainy tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony, sy hanaraka tsara ny didy rehetra sy ny didim-pitsarana ary ny fitsipik’i Jehovah Tomponay. 30 Nilaza koa izy ireo hoe: “Ny zanakay vavy tsy homenay ho vadin’ny mponina manodidina, ary tsy halainay ho an’ny zanakay lahy ny zanany vavy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara