Nehemia 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Niray saina ny vahoaka manontolo ka nivory teo amin’ilay tany malalaka tandrifin’ny Vavahadin-drano.+ Dia nasain’izy ireo nentin’i Ezra,+ mpanao dika soratra,* ny boky misy ny Lalàn’i Mosesy+ izay nandidian’i Jehovah ny Israely.+ Nehemia 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisaraka tamin’ny hafa firenena rehetra ny taranak’Israely.+ Dia nitsangana izy ireo ka niaiky ny fahotany sy ny fahadisoan’ny razambeny.+
8 Niray saina ny vahoaka manontolo ka nivory teo amin’ilay tany malalaka tandrifin’ny Vavahadin-drano.+ Dia nasain’izy ireo nentin’i Ezra,+ mpanao dika soratra,* ny boky misy ny Lalàn’i Mosesy+ izay nandidian’i Jehovah ny Israely.+
2 Ary nisaraka tamin’ny hafa firenena rehetra ny taranak’Israely.+ Dia nitsangana izy ireo ka niaiky ny fahotany sy ny fahadisoan’ny razambeny.+