37 Teo amin’ny Vavahadin’ny Loharano+ izy ireo no nandeha nahitsy, dia nandalo teo ambonin’ny Tohatoha-baton’ny+ Tanànan’i Davida.+ Niakatra teo amin’ny manda teo ambonin’ny Tranon’i Davida mantsy izy ireo, dia nandalo teo amin’ny Vavahadin-drano+ teny atsinanana.