FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Lasa mpanjaka i Jotama+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Jerosa no anaran-dreniny, ary zanak’i Zadoka+ izy io.

  • 2 Tantara 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah+ i Jotama. Nanao fanorenana be dia be teo amin’ny mandan’i Ofela+ koa izy.

  • 2 Tantara 33:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema izy.+

  • 2 Tantara 33:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Taorian’izay, dia nanorina manda ivelany ho an’ny Tanànan’i Davida+ izy, teo andrefan’i Gihona,+ teo amin’ny lohasaha,* ka hatrany amin’ny Vavahadin-trondro.+ Ary nataony nihodidina hatrany Ofela ilay manda,+ sady nataony avo be. Nanendry lehiben’ny tafika tany amin’ny tanàna rehetra voaro mafy tany Joda koa izy.

  • Nehemia 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nipetraka tany Ofela+ kosa ny mpanompo tao amin’ny tempoly,*+ ka i Ziha sy Gispa no niandraikitra azy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara