Nehemia 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ny mpanompo tao amin’ny tempoly*+ izay nipetraka tao Ofela+ no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny tandrifin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ilay tilikambo mivohitra eo amin’ny manda. Nehemia 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Niray saina ny vahoaka manontolo ka nivory teo amin’ilay tany malalaka tandrifin’ny Vavahadin-drano.+ Dia nasain’izy ireo nentin’i Ezra,+ mpanao dika soratra,* ny boky misy ny Lalàn’i Mosesy+ izay nandidian’i Jehovah ny Israely.+
26 Ny mpanompo tao amin’ny tempoly*+ izay nipetraka tao Ofela+ no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny tandrifin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ilay tilikambo mivohitra eo amin’ny manda.
8 Niray saina ny vahoaka manontolo ka nivory teo amin’ilay tany malalaka tandrifin’ny Vavahadin-drano.+ Dia nasain’izy ireo nentin’i Ezra,+ mpanao dika soratra,* ny boky misy ny Lalàn’i Mosesy+ izay nandidian’i Jehovah ny Israely.+