Nehemia 7:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ireto kosa ny mpiandry vavahady:+ Ny taranak’i Saloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Talmona, ny taranak’i Akoba,+ ny taranak’i Hatita, ary ny taranak’i Sobay. Nisy 138 izy ireo.
45 Ireto kosa ny mpiandry vavahady:+ Ny taranak’i Saloma, ny taranak’i Atera, ny taranak’i Talmona, ny taranak’i Akoba,+ ny taranak’i Hatita, ary ny taranak’i Sobay. Nisy 138 izy ireo.