FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary ataovy ao anatin’ilay saron-tratra fitsarana ny Orima sy ny Tomima.*+ Tsy maintsy hataon’i Arona eo amin’ny fony ireo rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy. Hataony eo amin’ny fony foana ireo rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy mba hitsara ny Israelita.

  • Nomery 27:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hijoro eo anatrehan’i Eleazara mpisorona izy, ary rehefa manam-panontaniana izy, dia i Eleazara no hanontany eo anatrehan’i Jehovah, amin’ny alalan’ny fitsaran’ny Orima.+ Dia izay baiko azo eo no harahin’izy rehetra,* dia izy sy ny Israelita rehetra, izany hoe ny vahoaka manontolo.”

  • 1 Samoela 28:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nanontany an’i Jehovah i Saoly,+ nefa tsy namaly azy mihitsy i Jehovah, na tamin’ny nofy na tamin’ny Orima,*+ na tamin’ny alalan’ny mpaminany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara