-
Deoteronomia 33:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hoy izy momba an’i Levy:+
Niady taminy ianao* teo akaikin’ilay rano tao Meriba,+
-
Ezra 2:62, 63Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
62 Ireo no nitady ny lisitra tokony hisy ny anarany mba hanamarinana ny razambe niaviany. Tsy nahita ny anarany tao anefa izy ireo, ka tsy navela ho anisan’ny mpisorona.*+ 63 Nilaza tamin’izy ireo ny governora* fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masina indrindra izy ireo,+ raha tsy rehefa misy mpisorona afaka mamantatra an’izany amin’ny Orima sy Tomima.+
-
-
-