3 Dia ho an’i Arona sy ny zanany lahy ny ambin’ilay fanatitra varimbazaha,+ ho zavatra masina indrindra+ avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.
26 Ilay mpisorona manolotra an’ilay fanatitra noho ny ota no hihinana an’ilay izy+ ao amin’izay toerana masina, eo an-tokotanin’ny tranolay fihaonana.+
11 Anao koa ny fanomezana omen’ny Israelita+ sy ny fanatitra ahetsiketsika rehetra+ ataony. Efa nomeko anao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy izany, mba ho anjaranareo foana.+ Mahazo mihinana an’izany izay rehetra madio ao amin’ny ankohonanao.+