-
Levitikosy 10:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Fa maninona no tsy nohaninareo tao amin’ny toerana masina ilay fanatitra noho ny ota?+ Zavatra masina indrindra ange iny e, ary nomena anareo mba hitondranareo ny fahadisoan’ny vahoaka sy handrakofana ny fahotany eo anatrehan’i Jehovah!
-