FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 6:10-12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nankany an-tranon’i Semaia zanak’i Delaia, zanak’i Mehetebela, aho tamin’izy nihiboka tao an-tranony. Dia hoy izy: “Andao isika hifanao fotoana ao an-tranon’ilay tena Andriamanitra, ao amin’ny tempoly, ka hohidiantsika ny varavarana. Ho avy hamono anao mantsy ry zareo. Sady amin’ny alina mihitsy ry zareo no ho avy.” 11 Hoy anefa aho: “Lehilahy hoatran’ahy izao ve dia handositra? Olona hoatran’ahy izao ve no miditra ao amin’ny tempoly dia ho velona?+ Izaho tsy ho any!” 12 Dia fantatro hoe hay tsy Andriamanitra no naniraka an’io mpaminany io, fa nokaramain’i Tobia sy Sanbala+ izy mba hamitaka ahy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara