FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Isaky ny hafindra ny tranolay, dia ny Levita no tokony handrava azy,+ ary isaky ny haverina hatsangana ny tranolay, dia ny Levita no hanangana azy. Tokony hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky eo.+

  • Nomery 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Manana adidy amin’ny alitara sy izay ao ambadiky ny ridao ianareo mpisorona,+ ka ianao sy ny zanakao lahy no miandraikitra an’izany.+ Hataoko fanomezana ho anareo ny asan’ny mpisorona, ary hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manatona eo.”+

  • 2 Tantara 26:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nanohitra an’i Ozia Mpanjaka izy ireo, ka niteny taminy hoe: “Tsy mety, ry Ozia, raha ianao no mandoro emboka manitra ho an’i Jehovah.+ Ny mpisorona ihany no tokony handoro emboka manitra, satria ry zareo no taranak’i Arona+ sady efa nohamasinina. Mivoaha ato amin’ity toerana masina ity fa nivadika tamin’Andriamanitra ianao, ary tsy hahazo voninahitra avy amin’i Jehovah Andriamanitra amin’izao ataonao izao.”

      19 Tezitra be anefa i Ozia, ary mbola teny an-tanany ny fitaovana fandoroana emboka manitra. Raha iny izy mbola tezitra+ tamin’ny mpisorona iny, dia nisy habokana+ nipoitra teo amin’ny handriny, tamin’izy teo anatrehan’ny mpisorona teo akaikin’ny alitara fandoroana emboka manitra, tao an-tranon’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara