7 “Handoro emboka manitra+ eo ambonin’ilay alitara i Arona,+ ka hidona-tsetroka eo ambonin’ilay alitara izany+ rehefa mikarakara ny jiro+ izy isa-maraina.
13 Ny zanak’i Amrama dia i Arona+ sy Mosesy.+ I Arona anefa no voatokana mandrakizay+ hanamasina ny Masina Indrindra. Izy sy ny taranany no voatokana mba hanao sorona eo anatrehan’i Jehovah, hanompo azy, ary hanao tsodrano amin’ny anarany foana.+