Nehemia 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ny mpanompo tao amin’ny tempoly*+ izay nipetraka tao Ofela+ no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny tandrifin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ilay tilikambo mivohitra eo amin’ny manda.
26 Ny mpanompo tao amin’ny tempoly*+ izay nipetraka tao Ofela+ no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny tandrifin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ilay tilikambo mivohitra eo amin’ny manda.