Deoteronomia 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa handeha eo alohanareo i Jehovah Andriamanitrareo ary hiady ho anareo,+ hoatran’ny efa hitanareo nataony tany Ejipta.+ Josoa 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lehilahy iray monja aminareo no hanenjika arivo,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo,+ araka ny efa nampanantenainy anareo.+
30 Fa handeha eo alohanareo i Jehovah Andriamanitrareo ary hiady ho anareo,+ hoatran’ny efa hitanareo nataony tany Ejipta.+
10 Lehilahy iray monja aminareo no hanenjika arivo,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo,+ araka ny efa nampanantenainy anareo.+