-
Eksodosy 21:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Raha misy lehilahy mivarotra ny zanany vavy ho mpanompo, dia tsy hitovy amin’ny fomba hanafahana mpanompolahy ny fomba hanafahana an’ilay vehivavy.
-
-
Deoteronomia 15:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Raha nivarotra ny tenany taminao ny rahalahinao anankiray, na lehilahy hebreo izy na vehivavy hebreo, ka efa nanompo anao enin-taona, dia tokony hafahanao izy amin’ny taona fahafito.+
-