FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 “‘Raha lasa mahantra ny rahalahinao miara-monina aminao ka tsy mahavelon-tena, dia ampio izy,+ hoatran’ny hanampianao ny mpivahiny sy ny mpiavy,+ mba hahita fivelomana eo aminao foana.

  • Deoteronomia 15:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Raha misy lasa mahantra ny rahalahinao ao amin’ny tanànanao anankiray, ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao, dia aza mafy fo na kahihitra amin’ilay rahalahinao mahantra.+ 8 Fa tena tokony halala-tanana* aminy ianao,+ ka hampindrana* azy an’izay ilainy na izay tsy ananany.

  • Jeremia 34:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia nampita ny teniny tamin’i Jeremia i Jehovah, rehefa avy nanao fifanekena tamin’ny olona rehetra teto Jerosalema i Zedekia Mpanjaka hoe hafahana ny mpanompo.+ 9 Samy tokony hanafaka ny mpanompony hebreo izy ireo, na mpanompolahy izany na mpanompovavy, mba tsy hisy hanana mpanompo Jiosy hoatr’azy intsony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara