Nehemia 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ry Andriamanitro ô, mba tsarovy aho+ noho izany zavatra izany. Ary aza hadinoina ny fitiavana sy ny tsy fivadihana nasehoko ho an’ny tranonao sy ho an’ny fanompoana* atao ao.+ Salamo 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Enga anie i Jehovah hamaly soa ahy satria manao ny marina+ aho,Sady tsy manan-tsiny*+ eo anatrehany! Isaia 38:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re aho fa tsy nivadika taminao e, sady nanompo anao tamin’ny foko manontolo!+ Nanao izay tsara teo imasonao koa aho.” Dia nitomany be izy. Malakia 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 Ry Andriamanitro ô, mba tsarovy aho+ noho izany zavatra izany. Ary aza hadinoina ny fitiavana sy ny tsy fivadihana nasehoko ho an’ny tranonao sy ho an’ny fanompoana* atao ao.+
24 Enga anie i Jehovah hamaly soa ahy satria manao ny marina+ aho,Sady tsy manan-tsiny*+ eo anatrehany!
3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re aho fa tsy nivadika taminao e, sady nanompo anao tamin’ny foko manontolo!+ Nanao izay tsara teo imasonao koa aho.” Dia nitomany be izy.