Nehemia 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary naheno an’izany i Sanbala Horonita sy Tobia,+ ilay manam-pahefana* amonita,+ ary Gasema Arabo.+ Dia nanesoeso+ sy nanambanimbany anay izy ireo hoe: “Fa inona ity ataonareo? Mikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?”+ Nehemia 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia tezitra be ry Sanbala sy Tobia,+ ny Arabo,+ ny Amonita, ary ny Asdodita,+ raha vao henony fa mandroso ny fanamboarana ny mandan’i Jerosalema, sady efa kely sisa dia ho voatampina ny banga rehetra.
19 Ary naheno an’izany i Sanbala Horonita sy Tobia,+ ilay manam-pahefana* amonita,+ ary Gasema Arabo.+ Dia nanesoeso+ sy nanambanimbany anay izy ireo hoe: “Fa inona ity ataonareo? Mikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?”+
7 Dia tezitra be ry Sanbala sy Tobia,+ ny Arabo,+ ny Amonita, ary ny Asdodita,+ raha vao henony fa mandroso ny fanamboarana ny mandan’i Jerosalema, sady efa kely sisa dia ho voatampina ny banga rehetra.