Nehemia 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izao no voasoratra tao: “Malaza any amin’ireo firenena fa miray tetika ny hikomy+ ianao sy ny Jiosy, ary izany koa no nolazain’i Gasema.+ Izany, hono, no antony anorenanao ny manda. Dia ho lasa mpanjakan’izy ireo, hono, ianao.
6 Izao no voasoratra tao: “Malaza any amin’ireo firenena fa miray tetika ny hikomy+ ianao sy ny Jiosy, ary izany koa no nolazain’i Gasema.+ Izany, hono, no antony anorenanao ny manda. Dia ho lasa mpanjakan’izy ireo, hono, ianao.