Salamo 68:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Mendrika hatahorana Andriamanitra, izay ao amin’ny toerany* masina be voninahitra.+ Izy no Andriamanitry ny Israely,Izay manome hery sy tanjaka ho an’ny olona.+ Derao Andriamanitra! Salamo 138:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Namaly ahy ianao tamin’ny andro niantsoako anao;+Nomenao fahasahiana aho ary nohatanjahinao.+ Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
35 Mendrika hatahorana Andriamanitra, izay ao amin’ny toerany* masina be voninahitra.+ Izy no Andriamanitry ny Israely,Izay manome hery sy tanjaka ho an’ny olona.+ Derao Andriamanitra!