Salamo 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hanome hery ny vahoakany i Jehovah.+ Hitahy ny vahoakany i Jehovah ka hanome azy fiadanana.+ Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+ Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+