-
1 Tantara 9:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Voasoratra tao amin’ny tetirazana daholo ny Israelita, sady voasoratra ao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely. Ary natao sesitany tany Babylona ny Joda, satria nivadika.+
-
-
Ezra 2:59Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
59 Ary ireto avy no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adona ary Imera, nefa tsy afaka nanamarina hoe iza no fianakaviambeny avy amin’ny rainy ary inona no fiaviany, na hoe Israelita izy sa tsia:+
-