FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 7:61-65
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 61 Ary ireto avy no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adona ary Imera, nefa tsy afaka nanamarina hoe iza ny fianakaviambeny avy amin’ny rainy ary inona ny fiaviany, na hoe Israelita izy sa tsia:+ 62 Ny taranak’i Delaia sy ny taranak’i Tobia ary ny taranak’i Nekoda, izay nisy 642. 63 Ireto ny avy amin’ny mpisorona: Ny taranak’i Habaia sy ny taranak’i Hakoza+ ary ny taranak’i Barzilay, ilay naka vady tamin’ny zanakavavin’i Barzilay+ Gileadita ka nantsoina tamin’ny anaran’ny rafozany. 64 Ireo no nitady ny lisitra tokony hisy ny anarany mba hanamarinana ny razambe niaviany. Tsy hita tao anefa ny anarany, ka tsy navela ho anisan’ny mpisorona+ izy ireo.* 65 Nilaza tamin’izy ireo ny governora*+ fa tsy tokony hihinana ny zavatra masina indrindra+ izy ireo, raha tsy rehefa misy mpisorona afaka mamantatra an’izany amin’ny Orima sy Tomima.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara