FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:49, 50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 dia henoy any an-danitra fonenanao+ any ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po, ka ataovy izay hitanao fa rariny mba hanampiana azy, 50 ary mamelà ny heloky ny vahoakanao izay nanota taminao sy ny fahadisoana rehetra nataony taminao. Hataonao miantra azy ny mpamabo azy ka hangoraka+ azy izy ireo

  • Ezra 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Niala avy tany Babylona io Ezra io. Mpanao dika soratra* izy, ary tena nahay tsara* ny Lalàn’i Mosesy,+ izay nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely. Nomen’ny mpanjaka azy izay rehetra nangatahiny, satria nanampy azy ny tanan’i Jehovah Andriamaniny.

  • Salamo 106:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Nataony lasa niantra azy

      Izay rehetra naka azy ho babo.+

  • Ohabolana 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hoatran’ny renirano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+

      Ka aviliny hankany amin’izay tiany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara