-
Ezra 2:2-35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 ary niara-tonga tamin’i Zerobabela,+ Jesoa,+ Nehemia, Seraia, Relaia, Mordekay, Bilsana, Mispara, Bigvay, Rehoma, ary Bana.
Ireto ny isan’ny lehilahy israelita:+ 3 Nisy 2 172 ny taranak’i Parosy, 4 372 ny taranak’i Sefatia, 5 775 ny taranak’i Ara,+ 6 2 812 ny taranak’i Pahata-moaba+ avy amin’ny taranak’i Jesoa sy Joaba, 7 1 254 ny taranak’i Elama,+ 8 945 ny taranak’i Zato,+ 9 760 ny taranak’i Zakay, 10 642 ny taranak’i Bany, 11 623 ny taranak’i Bebay, 12 1 222 ny taranak’i Azgada, 13 666 ny taranak’i Adonikama, 14 2 056 ny taranak’i Bigvay, 15 454 ny taranak’i Adina, 16 98 ny taranak’i Atera, avy amin’ny ankohonan’i Hezekia, 17 323 ny taranak’i Bezay, 18 112 ny taranak’i Jora, 19 223 ny taranak’i Hasoma,+ 20 95 ny taranak’i Gibara, 21 123 ny avy any Betlehema, 22 56 ny avy any Netofa, 23 128 ny Anatotita,+ 24 42 ny avy any Azmaveta, 25 743 ny avy any Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota, 26 621 ny avy any Rama+ sy Geba,+ 27 122 ny avy any Mikmasy, 28 223 ny avy any Betela sy Ay,+ 29 52 ny avy any Nebo,+ 30 156 ny taranak’i Magbisy, 31 1 254 ny taranak’ilay Elama anankiray, 32 320 ny taranak’i Harima, 33 725 ny avy any Loda sy Hadida ary Ono, 34 345 ny avy any Jeriko, 35 ary 3 630 ny taranak’i Sena.
-