Eksodosy 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Namaly ny hiran’ireo lehilahy i Miriama, ka nihira hoe: “Mihirà ho an’i Jehovah, fa lasa misandratra avo dia avo izy.+ Natsipiny mafy tao an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina azy.”+ 1 Samoela 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa tafaverina avy namely an’ireo Filistinina i Davida sy ny olona niaraka taminy, dia nisy vehivavy nivoaka avy tany amin’ny tanàna rehetra teo amin’ny Israely mba hitsena an’i Saoly Mpanjaka. Falifaly be izy ireo ary nihira+ sy nandihy tamin’ny feon’ampongatapaka+ sy mandôlinina.*
21 Namaly ny hiran’ireo lehilahy i Miriama, ka nihira hoe: “Mihirà ho an’i Jehovah, fa lasa misandratra avo dia avo izy.+ Natsipiny mafy tao an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina azy.”+
6 Rehefa tafaverina avy namely an’ireo Filistinina i Davida sy ny olona niaraka taminy, dia nisy vehivavy nivoaka avy tany amin’ny tanàna rehetra teo amin’ny Israely mba hitsena an’i Saoly Mpanjaka. Falifaly be izy ireo ary nihira+ sy nandihy tamin’ny feon’ampongatapaka+ sy mandôlinina.*