Estera 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izany no nahatonga ny Jiosy tany amin’ireo tanàna ivelan’ny renivohitra hanao ny andro faha-14 amin’ny volana Adara ho andro fifaliana sy fanaovana fety+ ary fotoana ifanaterana sakafo.+
19 Izany no nahatonga ny Jiosy tany amin’ireo tanàna ivelan’ny renivohitra hanao ny andro faha-14 amin’ny volana Adara ho andro fifaliana sy fanaovana fety+ ary fotoana ifanaterana sakafo.+