-
Salamo 124:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Raha tsy nanampy antsika i Jehovah+
Rehefa nisy olona nitsangana hanafika antsika,+
-
Salamo 124:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Hoderaina anie i Jehovah,
Satria tsy navelany horotidrotehin’ny nifin’izy ireo isika!
-
-
-