Josoa 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hanomboka any an-tany efitra ny faritry ny taninareo dia hitohy hatrany Libàna sy hatrany Eofrata, ilay renirano lehibe, izany hoe ny tany rehetra izay an’ny Hetita,+ ka hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe* eo andrefana.*+ Ezra 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’izay fotoana izay dia tonga teo aminy i Tatenay Governora tatỳ amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano* sy Setara-bozenay ary ny mpiara-miasa aminy, ka nanontany hoe: “Iza no nanome baiko anareo hanorina an’io trano io sy handrafitra an’io zavatra io?”*
4 Ary hanomboka any an-tany efitra ny faritry ny taninareo dia hitohy hatrany Libàna sy hatrany Eofrata, ilay renirano lehibe, izany hoe ny tany rehetra izay an’ny Hetita,+ ka hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe* eo andrefana.*+
3 Tamin’izay fotoana izay dia tonga teo aminy i Tatenay Governora tatỳ amin’ny faritra Ampitan’ny Renirano* sy Setara-bozenay ary ny mpiara-miasa aminy, ka nanontany hoe: “Iza no nanome baiko anareo hanorina an’io trano io sy handrafitra an’io zavatra io?”*