- 
	                        
            
            Nomery 34:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+
3 “‘Ny sisiny atsimo amin’ny taninareo dia hanomboka any amin’ny tany efitr’i Zina eo akaikin’i Edoma. Ary hanomboka any amin’ny faran’ny Ranomasin-tsira* ilay izy,+ any atsinanana.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Deoteronomia 1:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
7 Mandehana any amin’ny faritra be tendrombohitra misy ny Amorita+ sy ny faritra rehetra manodidina, izany hoe Araba+ sy ny faritra be tendrombohitra, Sefela, Negeba, ary ny morontsiraka.+ Mandehana any amin’ireo tanin’ny Kananita ireo, hatrany Libàna*+ sy ilay renirano lehibe, dia ny reniranon’i Eofrata.+
 
 -