-
Eksodosy 16:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Rehefa lasa etona ilay ando tany an-tany efitra, dia nisy zavatra mivaingambaingana kely toy ny lanezy manify+ teny amin’ny tany. 15 Rehefa nahita an’ilay izy ny Israelita, dia nifanontany hoe: “Fa inona ireny?” Tsy fantany mantsy hoe inona ilay izy. Dia hoy i Mosesy: “Mofo nomen’i Jehovah ho sakafonareo ireny.+
-