-
Nomery 20:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Alaivo ny tehinao, ary mandehana ianao sy Arona rahalahinao mamory ny vahoaka. Teneno eo imason’ny vahoaka ny vatolampy mba hiboiboika rano. Dia hisy rano hivoaka avy amin’ilay vatolampy, ka omeo rano hosotroina ny vahoaka sy ny biby fiompiny.”+
-