FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 17:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandehana eo anoloan’ny vahoaka, ary ento miaraka aminao ny anti-panahy vitsivitsy eo amin’ny Israely. Ary ento eny an-tananao ilay tehina nikapohanao ny Reniranon’i Neily,+ dia mandehana. 6 Fa hitsangana eo anatrehanao, eo ambony vatolampy ao Horeba, aho. Kapohy ilay vatolampy, dia hisy rano hivoaka avy ao ka hisotro amin’izany ny vahoaka.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.

  • Salamo 78:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nampitresaka vatolampy tany an-tany efitra izy,

      Ka namela azy ireo hanaram-po hisotro rano, toy ny hoe nisotro avy tamin’ny rano lalina.+

  • Salamo 105:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Nataony nitresaka ny vatolampy, dia nikoriana ny rano,+

      Ka lasa toy ny renirano namakivaky ny tany efitra.+

  • Salamo 114:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Izay manova ny vatolampy ho farihy anirian’ny bararata,

      Ary ny vatoafo ho loharano.+

  • Isaia 48:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tsy nangetaheta mihitsy izy ireo, tamin’izy nitarika azy ireo namakivaky tany ngazana.+

      Nataony namoaka rano ny vatolampy mba hosotroin’izy ireo,

      Ary nataony nitresaka ny vatolampy mba hisy rano hiboiboika be.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara