Josoa 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nomeko tany tsy nisasaranareo sy tanàna tsy naorinareo ianareo,+ ka nanorim-ponenana tao amin’ireny. Ary nihinana vokatra avy tamin’ny tanimboaloboka sy sahan’oliva tsy nambolenareo ianareo.’+
13 Dia nomeko tany tsy nisasaranareo sy tanàna tsy naorinareo ianareo,+ ka nanorim-ponenana tao amin’ireny. Ary nihinana vokatra avy tamin’ny tanimboaloboka sy sahan’oliva tsy nambolenareo ianareo.’+