Nehemia 9:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Noho izany rehetra izany, dia hanao fifanarahana+ an-tsoratra izahay ka hanisy tombo-kase an’izany ny andriananay sy ny Levitanay ary ny mpisoronay.”+
38 “Noho izany rehetra izany, dia hanao fifanarahana+ an-tsoratra izahay ka hanisy tombo-kase an’izany ny andriananay sy ny Levitanay ary ny mpisoronay.”+