-
2 Mpanjaka 23:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nijoro teo akaikin’ny andry ny mpanjaka, ary nanao* fifanekena teo anatrehan’i Jehovah+ hoe hankatò an’i Jehovah sady hanaraka ny didiny sy ny fampahatsiahivany ary ny lalàny amin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo, ka hanatanteraka an’izay voalazan’ilay fifanekena voasoratra tao amin’ilay boky. Dia nanaiky an’ilay fifanekena+ ny vahoaka rehetra.
-
-
2 Tantara 15:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Nanao fifanekena koa izy ireo fa hitady an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny amin’ny fony manontolo sy ny heriny manontolo.+
-