- 
	                        
            
            Nehemia 6:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        2 Tonga àry dia nandefa an’izao hafatra izao tatỳ amiko i Sanbala sy Gasema: “Andao isika hifanao fotoana any amin’ny tanàna kely eo amin’ny Lohasahan’i Ono.”+ Niray tetika hanisy ratsy ahy anefa izy ireo. 
 
-