FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Rehefa naheno an’izany i Sanbala+ Horonita sy Tobia,+ ilay manam-pahefana* amonita,+ dia tonga dia tezitra be izy ireo hoe nisy olona tonga mba hanao soa amin’ny vahoakan’Israely.

  • Nehemia 6:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Henon’i Sanbala sy Tobia+ sy Gasema Arabo+ ary ny sisa tamin’ny fahavalonay fa voaoriko indray ny manda+ ka tsy misy gorobaka intsony, na dia mbola tsy voapetako aza ny vavahady.+ 2 Tonga àry dia nandefa an’izao hafatra izao tatỳ amiko i Sanbala sy Gasema: “Andao isika hifanao fotoana any amin’ny tanàna kely eo amin’ny Lohasahan’i Ono.”+ Niray tetika hanisy ratsy ahy anefa izy ireo.

  • Nehemia 13:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Lasa vinantolahin’i Sanbala+ Horonita ny iray tamin’ny zanak’i Joiada,+ zanak’i Eliasiba+ mpisoronabe, ka noroahiko hiala teo amiko.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara