Nehemia 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa naheno an’izany i Sanbala+ Horonita sy Tobia,+ ilay manam-pahefana* amonita,+ dia tonga dia tezitra be izy ireo hoe nisy olona tonga mba hanao soa amin’ny vahoakan’Israely. Nehemia 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy i Tobia+ Amonita,+ izay nitsangana teo akaikiny: “Na amboadia iray aza no mianika an’io manda vato aoriny io, dia hirodana io.”
10 Rehefa naheno an’izany i Sanbala+ Horonita sy Tobia,+ ilay manam-pahefana* amonita,+ dia tonga dia tezitra be izy ireo hoe nisy olona tonga mba hanao soa amin’ny vahoakan’Israely.
3 Ary hoy i Tobia+ Amonita,+ izay nitsangana teo akaikiny: “Na amboadia iray aza no mianika an’io manda vato aoriny io, dia hirodana io.”