FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary naheno an’izany i Sanbala Horonita sy Tobia,+ ilay manam-pahefana* amonita,+ ary Gasema Arabo.+ Dia nanesoeso+ sy nanambanimbany anay izy ireo hoe: “Fa inona ity ataonareo? Mikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?”+

  • Nehemia 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy i Tobia+ Amonita,+ izay nitsangana teo akaikiny: “Na amboadia iray aza no mianika an’io manda vato aoriny io, dia hirodana io.”

  • Nehemia 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Tsarovy izany nataon’i Tobia+ sy Sanbala izany, ry Andriamanitro ô! Tsarovy koa ny nataon’i Noadia mpaminanivavy sy ny mpaminany hafa izay nitady hampitahotra ahy foana.”

  • Nehemia 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia tonga teto Jerosalema aho, ka nahita ny zavatra ratsy be nataon’i Eliasiba.+ Nisy efitra fitehirizana entana efa navelany hampiasain’i Tobia+ mantsy teo an-tokotanin’ny tranon’ilay tena Andriamanitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara