FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nanamboatra ny simba tamin’ny Vavahadin’ny Loharano+ i Saloma zanak’i Kola-hoze, andrianan’ny faritanin’i Mizpa.+ Namboariny indray ilay izy sy ny tafony, dia napetany ny vavahady sy ny karetsaka ary ny bara hidiny. Namboariny koa ny simba tamin’ny manda teo amin’ny Dobon’ny+ Lakandrano hatreo amin’ny Zaridainan’ny Mpanjaka,+ sy hatrany amin’ny Tohatoha-bato+ midina avy any amin’ny Tanànan’i Davida.+

  • Nehemia 12:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Teo amin’ny Vavahadin’ny Loharano+ izy ireo no nandeha nahitsy, dia nandalo teo ambonin’ny Tohatoha-baton’ny+ Tanànan’i Davida.+ Niakatra teo amin’ny manda teo ambonin’ny Tranon’i Davida mantsy izy ireo, dia nandalo teo amin’ny Vavahadin-drano+ teny atsinanana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara