1 Tantara 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny zanakalahin’i Elpala dia i Ebera sy Misama ary Samada izay nanorina an’i Ono+ sy Loda+ ary ireo tanàna niankina taminy,* Ezra 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+ Ezra 2:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 725 ny avy any Loda sy Hadida ary Ono,
12 Ary ny zanakalahin’i Elpala dia i Ebera sy Misama ary Samada izay nanorina an’i Ono+ sy Loda+ ary ireo tanàna niankina taminy,*
2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+